Entry | 1 hanky va re |
Elementary words | 2 hanky, va, re |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1] |
Synonyms | 5 hanky |
Updated on 2023/12/02 |